Entry |
mifofotra
(fofotra)
|
Part of speech | active verb
|
Explanations in Malagasy | Mampandeha ny tafoforana: Tsemboka ery Rakoto rehefa mifofotra Manafana: Izy no nifofotra tamin' ny lanonan' ny fokontany Mikezaka, mikely aina, mimaso, milozoka: Mifofotra amin' ny fanoratana boky izy. [1.1]
|
Explanations in English | To make a big effort [1.7]
|
Explanations in French | Faire de grands efforts [1.8]
|
Examples | Indro, Izaho no nahary ny mpanefy izay mifofotra ny afo amin'ny arina ka mahavita fiasana hanaovany ny asany
[2.996]
|
Morphology |
Present : |
mifofotra |
Past : |
nifofotra |
Future : |
hifofotra |
Imperative : |
mifofora |
|
Synonyms | |
Compound words |
|
|