Entry |
mihafy
(hafy)
|
Part of speech | active verb
|
Explanations in Malagasy | Miaritra, mandefitra: Mihafy ny orana sy ny hainandro ny vatolahy Maharitra, mahazaka, mahatanty, mahaleo: Izay mihafy ny fahoriana ihany no ho mafy rahatrizay Maharitra, mahalefitra, mahatsindry fo, mahari-po: Lozabe ny mpampiasa ahy ka tsy afaka hihafy intsony aho [1.1]
|
Explanations in English | To endure, to sustain, to bear with patience. [1.2]
|
| To endure hardship, to do without things [1.7]
|
Explanations in French | Endurer, se passer de certaines choses [1.8]
|
Examples | Rahefa lasa ialahy, hihafy noho ny taloha indray izahay.
[2.472]
|
Morphology |
Present : |
mihafy |
Past : |
nihafy |
Future : |
hihafy |
Imperative : |
mihafia |
|
Compound words |
|
Proverbs |
|