Entry |
mihambo
(hambo)
|
Part of speech | active verb
|
Explanations in Malagasy | Milaza tena ho manana zavatra tsy ananana: Aza mihambo ny fahaizana tsy anananao Mihambo harena izy Miseho ho zavatra hafa noho ny tena: Mihambo ho Dokotera Rangahy iny [1.1]
|
Explanations in English | To boast, to brag, to vaunt, to pretend to have a right to something. [1.2]
|
| To pretend to be something; to pretend to have rights to something [1.7]
|
Explanations in French | Se faire passer de certaines choses [1.8]
|
Examples | Misy mihambo ho manan-karena, nefa tsy manana na inona na inona;
[2.996]
|
Morphology |
Present : |
mihambo |
Past : |
nihambo |
Future : |
hihambo |
Imperative : |
mihamboa |
|
Compound words |
|
Proverbs |
|