Entry | mihamina (hamina) | ||||||||
Part of speech | active verb | ||||||||
Explanations in Malagasy | Mipetraka misonanina tsy misy ahiahy; finaritra noho ny haingo iravahana, ka tsy miherika akory: Mihamina erỳ izy eny ambony filanjana (zavatra) Voapetraka sy voalamina tsara [1.1] | ||||||||
Morphology |
| ||||||||
Synonyms | mihaminkamina | ||||||||
Entry | mihamìna (hamina) | ||||||||
Part of speech | imperative of active verb mihamina | ||||||||
Explanations in Malagasy | [1.1] | ||||||||
Explanations in French | [1.3] | ||||||||
Synonyms | mihaminkamìna | ||||||||
Anagrams | mamihina, mihamina |
Updated on 2023/01/20 |