Entry |
mihantona
(hantona)
|
Part of speech | active verb
|
Explanations in Malagasy | Mikiraviravy, mikirazorazo: Mihantona ao an-dalantsara ny tehiko fa alaovy Mijanona tsy misy, mitsahatra: Efa hateloana izay no nihantona ny orana Miato, mianina: Mihantona ny raharaha [1.1]
|
Explanations in English | To be hung up, to hang up. [1.2]
|
| To hang [1.7]
|
Explanations in French | être suspendu [1.8]
|
Examples |
1 | Nony inona, mody namaky gazety sy nizaha sary vitsivitsy nihantona tsy lavitra eo izy.
[2.470]
|
2 | Noraisiko ny basy nihantona teny amin' ny rindrina, dia nivoaka ny trano aho, fa tsy namaly.
[2.471]
|
3 | Teo an-kavian' ny varavarambeny raha hiditra, sahala amin' ny nihantona ny tanany.
[2.472]
|
|
Morphology |
Present : |
mihantona |
Past : |
nihantona |
Future : |
hihantona |
Imperative : |
mihantòna |
|
Compound words |
|
Proverbs |
|
Entry |
mihantòna
(hantona)
|
Part of speech | imperative of active verb mihantona
|
Explanations in Malagasy | [1.1]
|
Explanations in French | [1.3]
|
|