Entry | mihazo (hazo) | ||||||
Part of speech | active verb | ||||||
Explanations in Malagasy | Mandalo toerana iray: Nihazo taty izy omaly Manohy ny dia amin' ny lalana hafa: Nihazo tamin' irý lala-mihoatra irý izy fa tsy nanaraka ny arabe akory [1.1] | ||||||
Explanations in English | To pass by way of [1.7] | ||||||
Explanations in French | Passer par [1.8] | ||||||
Examples | Rasoa moa nihazo ny magazay ambadiky ny tsena, Ravokatra kosa, namakivaky ny fihaohaon' ny vahoaka.
[2.470] | ||||||
Morphology |
| ||||||
Proverbs | Proverbs containing the word mihazo | ||||||
Anagrams | mihazo, mizaho |
Updated on 2022/09/12 |