Entry | mihihitra (hihitra) | ||||||||
Part of speech | active verb | ||||||||
Explanations in Malagasy | Milofo, milozoka amim-paharetana: Mihihitra amin'ny fianarana io zaza io ka tsy mahagaga raha mahay Manararaotra hatramin'ny fotoana kely farany mba hanaovana asa, hianarana; mikafiry: Mihihitra amin' ny zaitra Rakoto fa akaiky ny Krismasy [1.1] | ||||||||
Morphology |
| ||||||||
Updated on 2023/01/20 |