Entry |
mijadona
(jadona)
|
Part of speech | active verb
|
Explanations in Malagasy | Teny ilazana ny tsipika amin' ny sary jeometrika izay manoritra sary mahitsizoro eo amin' ny lafy ianjerany [1.1]
|
| Manao zoro mahitsy [1.13]
|
Explanations in French | être planté, se ficher dans, comme une lance ; se tenir droit, raide [1.3]
|
| Perpendiculaire [1.13]
|
Examples |
1 | fa raha vao mijadona ao an-tanàna ny tongotrao, dia, indro, ho faty ny zaza.
[2.996]
|
2 | Fa raha vao mijadona eo ireo, dia dorana avy hatrany ny emboka rehetra nentina (fito takonana;
[2.245]
|
|
Vocabulary |
Morphology |
Present : |
mijadona |
Past : |
nijadona |
Future : |
hijadona |
Imperative : |
mijadòna |
|
Compound words |
|
|
Entry |
mijadòna
(jadona)
|
Part of speech | imperative of active verb mijadona
|
Explanations in Malagasy | [1.1]
|
Explanations in French | [1.3]
|
|