Entry |
mijoro
(joro)
|
Part of speech | active verb
|
Explanations in Malagasy | Mitsangana mahitsy tsara: Aza mijoro eo am-baravarana eo fotsiny ianao Miorina: Efa mijoro izao ny fikambanan' ny mpampiasa fiarakaretsaka [1.1]
|
Examples |
1 | Nahoana hianao no dia mijoro?
[2.69]
|
2 | ny tamboho sisa no mijoro ao.
[2.470]
|
|
Morphology |
Present : |
mijoro |
Past : |
nijoro |
Future : |
hijoro |
Imperative : |
mijoroa |
|
|
Entry |
mijoro
(joro)
|
Part of speech | active verb
|
Explanations in Malagasy | [Sihanaka]
Mivavaka, mitsodrano [1.78]
|
| Mivavaka [1.1]
|
|
Entry |
mijoro
(joro)
|
Part of speech | adjective
|
Explanations in French | Debout [1.13]
|
|