Entry |
mikainkona
(kainkona)
|
Part of speech | active verb
|
Explanations in Malagasy | Mifintina ka mioritra ny ivelany: Mikainkona ny hoditr' omby maina
Miforitra ho kely sy fohy, mihorona, miditra ao anaty akorany: Mikainkona ny sokina raha vao voatohina
Mihemotra, mitakemotra: Natahotra ny anao lahy ka nikainkona [1.1]
|
Explanations in English | To curl up as a worm, etc.; to pull back [1.7]
|
Explanations in French | Se recroqueviller, se retirer, reculer [1.8]
|
Morphology |
Present : |
mikainkona |
Past : |
nikainkona |
Future : |
hikainkona |
Imperative : |
mikainkòna |
|
Proverbs |
|
Entry |
mikainkòna
(kainkona)
|
Part of speech | imperative of active verb mikainkona
|
Explanations in Malagasy | [1.1]
|
Explanations in French | [1.3]
|
|