Entry |
mikarenjy
(karenjy)
|
Part of speech | active verb
|
Explanations in Malagasy | Mandehandeha eny rehetra eny araka ny sitrapony: Mikarenjy eny an-tsena ny mpianatra rehefa fotoana fialan-tsasatra Miraotra tsy voafehifehy: Mikarenjy eny an-tsaha ny omby aman' ondry
[1.1]
|
Explanations in English | To pasture at liberty; to run around at play [1.7]
|
Explanations in French | Paître en liberté; gambader selon son bon plaisir [1.8]
|
Morphology |
Present : |
mikarenjy |
Past : |
nikarenjy |
Future : |
hikarenjy |
Imperative : |
mikarenje |
|
|