Entry | mikisaka (kisaka) | ||||||||
Part of speech | active verb | ||||||||
Explanations in Malagasy | Mifindra toerana kely: Tandremo fa raha mikisaka kely foana ianao dia mianjera any an-kady Mihataka, mitanila: Mikisaha handehanan' ity jamba ity Mandady amin' ny kibo: Mikisaka ny bibilava fa tsy mandeha Mandeha miadana dia miadana: Mikisaka erỳ ianao izany raha mandeha [1.1] | ||||||||
Morphology |
| ||||||||
Anagrams | mikasika, mikisaka |
Updated on 2023/01/20 |