Entry | mikodingy (kodingy) | ||||||||
Part of speech | active verb | ||||||||
Explanations in Malagasy | Mianjera, midaboka dia mikodiadia: Nikodingy tany an-tevana ilay mpangalatra nenjehin' ny fokonolona [1.1] | ||||||||
Explanations in French | Dégringoler en roulant, rouler, courir sur une pente: Nikondingy teo ambonin' ny lohany ny tsihy (La natte a dégringolé sur sa tête) ~ Nianjera ny trano ka nikodingy tany an-tevana (La maison est tombé et a dégringolé dans le précipice) être dégradé, destitué [1.3] | ||||||||
Morphology |
| ||||||||
Updated on 2023/01/20 |