Entry |
milahatra
(lahatra)
|
Part of speech | active verb
|
Explanations in Malagasy | Mijoro manaraka tsipika mahitsy:
Milahatra tsiroaroa ny mpianatra [1.1]
|
Explanations in English | To be in line, to stand in line [1.7]
|
Explanations in French | être en rang, alignés [1.8]
|
Examples |
1 | Voatirin-tsoavaly dimy aman' enina no mitsipara-kazo milahatra ao anaty tranoheva amin' ny ilany avaratra.
[2.470]
|
2 | Ny faharoa milahatra amin' iny, fa avaratra kokoa, mirefy tokony ho 40 kilaometatra.
[2.472]
|
|
Morphology |
Present : |
milahatra |
Past : |
nilahatra |
Future : |
hilahatra |
Imperative : |
milahara |
|
|
Entry |
milahatra
|
Part of speech | adjective
|
Explanations in Malagasy | [Sihanaka]
Mitovy, sahala [1.78]
|
|