Entry | milelalela (lelalela (lela)) | ||||||||
Part of speech | active verb | ||||||||
Explanations in Malagasy | [Sihanaka] Mikiakiaka [1.78] | ||||||||
Mamoaka lelafo miredareda: Nilelalela aoka izany ny lelafo tamin' ilay haintrano terý atsinanana Mikiakiaka mafy, indrindra raha miantso: Mba mitenena moramora fa aza milelalela ohatra ny adala Manintona na manaitra ny maso izaitsizy noho izy mamirapiratra na be renty: Milelalela loatra ny akanjon' iny vehivavy iny Maharary toa mahamay; te hihinan-kanina mafy: Tsy nanendry afa-tsy vary sosoa kely aho halina ka milelalela izaitsizy ny ambavafoko izao [1.1] | |||||||||
Explanations in English | To talk a lot; to cry out [1.7] | ||||||||
Explanations in French | Parler avec entrain; criailler [1.8] | ||||||||
Morphology |
| ||||||||
Entry | milelalela | ||||||||
Part of speech | active verb | ||||||||
Explanations in Malagasy | [Tambahoaka] Midedadeda [1.78] | ||||||||
Entry | milelalelà (lelalela (lela)) | ||||||||
Part of speech | imperative of active verb milelalela | ||||||||
Explanations in Malagasy | [1.1] | ||||||||
Explanations in French | [1.3] | ||||||||
Updated on 2023/01/20 |