Entry |
minaikanaika
(naikanaika)
|
Part of speech | active verb
|
Explanations in Malagasy | Miteny na manao zavatra amim-panaovana mosalahy, amin-kasahiana be loatra, amim-pihamboana sy fireharehana: Ninaikanaika loatra izy ka tsy mahagaga raha voa [1.1]
|
Explanations in English | To pretend to commit a daring act [1.2]
|
Morphology |
Present : |
minaikanaika |
Past : |
ninaikanaika |
Future : |
hinaikanaika |
Imperative : |
minaikanaikà |
|
|
Entry |
minaikanaikà
(naikanaika)
|
Part of speech | imperative of active verb minaikanaika
|
Explanations in Malagasy | [1.1]
|
Explanations in French | [1.3]
|
|