Entry |
miondrika
(ondrika)
|
Part of speech | active verb
|
Explanations in Malagasy | Milefitra ny loha, mirona, miraika mialoha: Miondrika rehefa miarahaba olona ambony Manaram-po (amin' ny alahelo): Aza dia miondrika amin' ny alahelo [1.1]
|
Explanations in English | To bow, to stoop [1.2, 1.7]
|
| To bend [1.2]
|
Explanations in French | S'incliner [1.3, 1.8]
|
| être incliné, courbé, ployé, abaissé Se laisser aller à la douleur, ne pas lutter contre le malheur [1.3]
|
| Se courber; baisser la tête [1.8]
|
Examples |
1 | Rahefa mandeha eny an-dalana ny olona, miondrika toa vesarana entana izany.
[2.472]
|
2 | raha mitraka homana aviavy / raha miondrika homana amontana
[2.131]
|
|
Morphology |
Present : |
miondrika |
Past : |
niondrika |
Future : |
hiondrika |
Imperative : |
miondreha |
|
Compound words |
|
Proverbs |
|