Entry |
miongana
(ongana)
|
Part of speech | active verb
|
Explanations in Malagasy | Mianjera ambony ambany, mihohoka: Niongana ny latabatra Lavo, potraka: Niongana tao amin' ilay kisolosolo avaratra tao izy Mietry, miletsy: Efa niongana ela ilay mpitandrina teto fantatrao [1.1]
|
Explanations in English | To fall down, to sink, to be reduced. [1.2]
|
Examples | raha mbola tsy very ny saina / ka tsy miongana ny fanahy / dia mbola mahalala menatra ihany
[2.131]
|
Morphology |
Present : |
miongana |
Past : |
niongana |
Future : |
hiongana |
Imperative : |
miongàna |
|
|
Entry |
miongàna
(ongana)
|
Part of speech | imperative of active verb miongana
|
Explanations in Malagasy | [1.1]
|
Explanations in French | [1.3]
|
|