Entry | miory (ory) | ||||||||
Part of speech | active verb | ||||||||
Explanations in Malagasy | Malahelo, mijaly: Tonga izahay miara-miory aminareo [1.1] | ||||||||
Explanations in English | To assume an air of misery. [1.2] | ||||||||
Explanations in French | être affligé, malheureux, pauvre [1.3] | ||||||||
Examples | Nirohotra ny fokonolona nampiseho ny fiaraha-miory amin' ny fianakaviana sy nanao ny fikarakarana rehetra nilaina.
[2.472] | ||||||||
Morphology |
| ||||||||
Compound words |
| ||||||||
Anagrams | miory, mirio |
Updated on 2023/01/20 |