Entry |
mipararetra
(pararetra)
|
Part of speech | active verb
|
Explanations in Malagasy | Mangovitra izaitsizy, mihovitrovitra toy ny rano andravina: Nipararetra izy raha vao nahare izany Mihetsiketsika haingana dia haingana: Mipararetra ny tadin-dokanga raha tendrena [1.1]
|
Explanations in English | To tremble, shake, or vibrate [1.2]
|
| To vibrate, to tremble [1.7]
|
Explanations in French | Vibrer, trembler [1.8]
|
Examples | Mipararetra ny nofoko ny fahatahorana Anao, Ary matahotra ny fitsaranao aho.
[2.996]
|
Morphology |
Present : |
mipararetra |
Past : |
nipararetra |
Future : |
hipararetra |
Imperative : |
miparareta |
|
Proverbs |
|