Entry | mipepo (pepo) | ||||||||
Part of speech | active verb | ||||||||
Explanations in Malagasy | Misy lempona, manjary pepo: Mipepo ity vata ity Mihemotra, mikemo, mitakemotra, mitambotsotra: Tandremo sao mipepo amin' izany teny fandrahonana izany ianareo ~ Tsy mipepo aho [1.1] | ||||||||
Explanations in English | To be hollow [1.2] | ||||||||
Examples | izany no hikezahany sy hilofosany amin-kerim-po tsy mipepo
[2.470] | ||||||||
Morphology |
| ||||||||
Updated on 2023/01/20 |