Entry | miriotra (riotra) | ||||||||
Part of speech | active verb | ||||||||
Explanations in Malagasy | Mihazakazaka mafy, mimaona: Niriotra ilay soavaly ka saika tsy voatanan' ilay mpitaingina azy Mandeha haingana: Miriotra loatra ianao izany ka tsy azoko arahina [1.1] | ||||||||
Morphology |
| ||||||||
Proverbs | Proverbs containing the word miriotra | ||||||||
Anagrams | mioritra, miriotra |
Updated on 2023/01/20 |