Entry | miropy (ropy) | ||||||
Part of speech | active verb | ||||||
Explanations in Malagasy | Mitakoko, mipetraka manjokaiky Mialoka: Izany, rahavako, noroa lahy milanja ambetraka, ka sendra laviana miara-miropy, sendra mafana miara-mihinjaka (Rajaonah Tselatra) [1.1] | ||||||
Morphology |
| ||||||
Anagrams | miropy, mpiory |
Updated on 2023/01/05 |