Entry | misamboritra (samboritra) | ||||||||
Part of speech | active verb | ||||||||
Explanations in Malagasy | Misikina lamba: Ny vehivavy matanjaka tao an-tanàna dia nanampy ny lehilahy...; ny sasany kosa dia nirary ka nisamboritra, nihira nangataka an' Andriamanitra mba hiaro ny mpiadiny (Maurice Rasamuël) Mitondra akanjo vorokitsay, tonta, maloto: Misamboritra vorodamba [1.1] | ||||||||
Morphology |
| ||||||||
Updated on 2023/01/05 |