Entry | misarika (sarika) | ||||||||
Part of speech | active verb | ||||||||
Explanations in Malagasy | Misintona zavatra ohatra ny maka ny tsiratsiraky ny vatan' akondro Misintona zavatra mba hivoaka na hanaraka ny tena, manintona, mitarika, mandroritra: Misarika olona amin' ny sandriny Mitondra... ho amin' ny: Ny hilazako izany dia mba hisarika ny sainareo amin' ny [1.1] | ||||||||
Explanations in English | To pull; to snatch; to make the drawing of the lottery [1.7] | ||||||||
Explanations in French | Tirer; enlever avec la main [1.8] | ||||||||
Morphology |
| ||||||||
Proverbs | Proverbs containing the word misarika | ||||||||
Anagrams | marisika, misarika |
Updated on 2023/01/20 |