Entry |
mitady
(tady)
|
Part of speech | active verb
|
Explanations in Malagasy | Manao izay hahitana, mikaroka, mizaha: Mitady ny very. / Mitady raharaha izy fa tsy mahita Maniry: Tsy misy mitady ny ho mahantra akory fa matetika manao izay ho vita ihany saingy tsy ambinina [1.1]
|
Explanations in English | To seek, to look for [1.7]
|
Explanations in French | Chercher [1.8]
|
Examples |
1 | Eny, mitady izany izy, mikaroka izany.
[2.470]
|
2 | Ny ahy hadalana mitady hanina, hoy aho.
[2.4]
|
|
Morphology |
Present : |
mitady |
Past : |
nitady |
Future : |
hitady |
Imperative : |
mitadiava |
|
Synonyms | ~ ~ ~ ~ |
Compound words |
|
Proverbs |
|
Entry |
mitady
(tady)
|
Part of speech | adjective
|
Explanations in Malagasy | Vita tady [1.1]
|
Explanations in English | Twisted [1.2]
|
|