Entry |
mitaiza
(taiza)
|
Part of speech | active verb
|
Explanations in Malagasy | Mampinono, mamelona: Nitaiza ny zanany rehetra io vehivavy io Mikarakara izay hahasoa, miahy: Rakoto zokiko no mitaiza io lahiantitra io
Manao izay haha-olom-banona: Mitaiza tsara ny mpianany io mpampianatra io. [1.1]
|
Explanations in English | To nurse, to bring up [1.7]
|
Explanations in French | Nourrir, élever [1.8]
|
Examples | Izy izao no mitaiza an-dRazaimalala?
[2.324]
|
Morphology |
Present : |
mitaiza |
Past : |
nitaiza |
Future : |
hitaiza |
Imperative : |
mitaizà |
|
Compound words |
|
Proverbs |
|
Entry |
mitaizà
(taiza)
|
Part of speech | imperative of active verb mitaiza
|
Explanations in Malagasy | [1.1]
|
Explanations in French | [1.3]
|
|