Entry |
mitatatra
(tatatra)
|
Part of speech | active verb
|
Explanations in Malagasy | Misy tatatra: Tanimbary lehibe tsy mitatatra no teto taloha ka nahatonga ny anarana hoe Betsimitatatra Miasa manao tatatra amin' ny...: Ikotovao no nitatatra ny tanimbarin' i Dadabe [1.1]
|
| Manamaina tany amin'ny alalan'ny fitarihana ny rano hivoaka [1.13]
|
Explanations in English | To cut water-channels; to be ditched with water-channels [1.7]
|
Explanations in French | Creuser des rigoles dans; être coupé de rigoles [1.8]
|
| Drainer [1.13]
|
Morphology |
Present : |
mitatatra |
Past : |
nitatatra |
Future : |
hitatatra |
Imperative : |
mitatara |
|
Synonyms | |
Toponyms |
|
Proverbs |
|