Entry | mitondra loha mody | |
Elementary words | mitondra ; loha ; mody | |
Part of speech | locution | |
Explanations in Malagasy | Tonga nefa tsy nahavita na inona na inona avy tany amin' izay naleha; niverina fotsiny tsy nahazo izay nalaina, tsy nahavita ny zavatra nampanaovina azy [1.1] | |
Updated on 2023/05/19 |