Entry |
mitonona
(tonona)
|
Part of speech | active verb
|
Explanations in Malagasy | Milaza anaran' ny tena: Nanontaniana izy veto nitonona anarana Milaza tena: Mitonona ho solon-tenan' ny mpiasa izy, nefa tsy mikarakara azy ireo akory [1.1]
|
Explanations in English | To speak up; to call oneself by name, to volunteer [1.7]
|
Explanations in French | Prononcer; se prononcer; dire ou avancer son propre nom [1.8]
|
| Se prononcer, dire soi-même son propre [...] [full text in 1.5]
|
Morphology |
Present : |
mitonona |
Past : |
nitonona |
Future : |
hitonona |
Imperative : |
mitonòna |
|
|
Entry |
mitonòna
(tonona)
|
Part of speech | imperative of active verb mitonona
|
Explanations in Malagasy | [1.1]
|
Explanations in French | [1.3]
|
|