Entry | mitoreo (toreo) | ||||||||
Part of speech | active verb | ||||||||
Explanations in Malagasy | Manao feo mitaraindraina, mampahonena: Mampalaheloizany vorondreo mitoreoreo any ambony any izany Mangataka miangavy fatratra: Tonga nitoreo vola teo ny zanakao, nefa tsy hitako izay homena azy fa izaho aza vava takiky izao [1.1] | ||||||||
Morphology |
| ||||||||
Updated on 2023/01/20 |