Entry |
mitsambikina
(tsambikina (vikina))
|
Part of speech | active verb
|
Explanations in Malagasy | Miezaka mandingana mafy [1.1]
|
Explanations in English | To jump, to leap [1.7]
|
Explanations in French | Sautiller, bondir [1.8]
|
Examples | Nitsambikina avy eo izahay mianadahy, lasa nandositra tany an-tsaha ary niafina tany anaty alan' akondro mandra-pahamaizin' ny andro.
[2.472]
|
Morphology |
Present : |
mitsambikina |
Past : |
nitsambikina |
Future : |
hitsambikina |
Imperative : |
mitsambikìna |
|
Compound words |
|
|
Entry |
mitsambikìna
(tsambikina (vikina))
|
Part of speech | imperative of active verb mitsambikina
|
Explanations in Malagasy | [1.1]
|
Explanations in French | [1.3]
|
|