Entry | mitsimbadika (tsimbadika) | ||||||||
Part of speech | active verb | ||||||||
Explanations in Malagasy | Mihodina dia mikodia: Notsofin' ny rivotra ka nitsimbadika ilay vatan-kazo. / Nitsimbadika teo am-pandriana ilay zaza Mihohoka, mivadika ambony ambany: Nitsimbadika ny siny Mivadibadika, miova tanteraka: Nitsimbadika ny toe-javatra ka ny mpitondra omaly nanjary nenjehina ny ampitso [1.1] | ||||||||
Morphology |
| ||||||||
Compound words |
| ||||||||
Updated on 2023/01/05 |