Entry | mitsingina (tsingina) | ||||||||
Part of speech | active verb | ||||||||
Explanations in Malagasy | Mandray amin' ny loha rantsana, mikasika kely foana: Nananosarotra erỳ izy nitsingina ilay mosara, fa naloto, hono Maka izay voafihina amin' ny loha rantsana, maka pitiny kely foana: Asio sira indroa mitsingina ity salady ity Manendry kely foana amin' ny hanina; miangolangola erỳ rehefa mihinana ka zara raha maka kely amin' izay sakafo aroso eo anoloany (endrika verindroa no ampiasana azy matetika amin' ity hevitra ity): Mitsingintsingina Rasoa rehefa mihinana [1.1] | ||||||||
Morphology |
| ||||||||
Entry | mitsingìna (tsingina) | ||||||||
Part of speech | imperative of active verb mitsingina | ||||||||
Explanations in Malagasy | [1.1] | ||||||||
Updated on 2020/07/31 |