Entry |
mivaha
(vaha)
|
Part of speech | active verb
|
Explanations in Malagasy | Miboraka: Mivaha ny fehinkiraronao Miala na votsotra ny fatorana: Vonjeo haingana fa mivaha ny omby Tapaka: Nivaha ny fanekenay (fiteny somary baranahiny) Enti-milaza olona misy fahavoazana kely ny lohany, misy kely, nahafahana [1.1]
|
Explanations in French | être détaché, délié, se détacher, s’effiler; être rompu [1.3]
|
Examples | Renao midina mihitsy ilay izy, midina tsy mba miparitaka na mivaha, fa manao bolon-gany mafonja ohatra ny natambatra tamin' ny dity.
[2.4]
|
Morphology |
Present : |
mivaha |
Past : |
nivaha |
Future : |
hivaha |
Imperative : |
mivahà |
|
Compound words |
|
|
Entry |
mivaha
|
Part of speech | active verb
|
Explanations in Malagasy | [Bara]
Mivaky, mamaky [1.78]
|
|
Entry |
mivahà
(vaha)
|
Part of speech | imperative of active verb mivaha
|
Explanations in Malagasy | [1.1]
|
Explanations in French | [1.3]
|
|