Entry | mivareraka (vareraka) | ||||||||
Part of speech | active verb | ||||||||
Explanations in Malagasy | (fitafiana) Miborotsaka mirefarefa: Trotraka aoka izany angamba izy ka ny lambany avy no mivareraha tsy voasampiny intsony Miboretaka kivy sy ketraka: Nivareraka izy raha vao nahare ny fahasimban' ny famboleny tamin' ny havandra [1.1] | ||||||||
Morphology |
| ||||||||
Updated on 2023/01/05 |