Entry | mivatsy (vatsy) | ||||||||
Part of speech | active verb | ||||||||
Explanations in Malagasy | Mitondra vatsy na sakafo entina hivahiny: Tokony hivatsy rehefa mivahiny fa tsy fantatra ny dia Mitondra: Mivatsia fitaovana sy fiadiana ihany fa mangingina ny lalana [1.1] | ||||||||
Explanations in English | To take along provisions for a journey [1.7] | ||||||||
Explanations in French | Prendre des provisions pour un voyage [1.8] | ||||||||
Morphology |
| ||||||||
Proverbs | Proverbs containing the word mivatsy | ||||||||
Updated on 2023/01/20 |