Entry | mivily (vily) | ||||||||
Part of speech | active verb | ||||||||
Explanations in Malagasy | Tsy manitsy fa mihodina: Nisy vato be nisakana tao ka voatery nivily lalana aho Miolaka, miolika, misafelika: Mivily any andrefana ity lalana ity Miala: Nivily tamin' ny tala-mahitsy izy Mihazo: Nivily nanhamin' ny lala-malama ny fiara ka nihorisa fotsiny Mibirioka, miviona, mihodivitra: Nivily tany amin' i Koto ny vato natorak' Ibalita ka saiky nahavoa azy [1.1] | ||||||||
Explanations in English | To turn aside, to go astray [1.7] | ||||||||
Explanations in French | Se détourner du chemin s'égarer [1.8] | ||||||||
Morphology |
| ||||||||
Proverbs | Proverbs containing the word mivily | ||||||||
Updated on 2023/01/20 |