Entry | mivoatra (voatra) | ||||||||
Part of speech | active verb | ||||||||
Explanations in Malagasy | Milamina: Mivoatra tsara ny bokinao ato en' efitranonao Mandroso, mihatsara: Tokony hivoatra hatrany ianareo fa tsy hianina fotsiny amin' izao toetra anananareo izao Miendrika: Mivoatr' adala Rangahy io [1.1] | ||||||||
Explanations in English | To be well arranged [1.7] | ||||||||
Explanations in French | être bien arrangé; s'améliorer; évoluer [1.8] | ||||||||
Morphology |
| ||||||||
Anagrams | miavotra, mivarota, mivoatra, varo-maty, voamitra |
Updated on 2023/01/20 |