Entry |
mivoha
(voha)
|
Part of speech | active verb
|
Explanations in Malagasy | Misokatra, tsy mikatona: Mivoha ny varavarankely ka miditra ny rivotra madio Azo aleha: Efa mivoha ny lalana manhany Toamasina Mangata-dalana tsy ho tonga: Mivoha lava io mpianatra io [1.1]
|
Explanations in English | To be open, to open [1.7]
|
Explanations in French | S'ouvrir, être ouvert [1.8]
|
Examples | Dia nivoha io, nivoha moramora ary nitafitafy.
[2.472]
|
Morphology |
Present : |
mivoha |
Past : |
nivoha |
Future : |
hivoha |
Imperative : |
mivohà |
|
Compound words |
|
|
Entry |
mivohà
(voha)
|
Part of speech | imperative of active verb mivoha
|
Explanations in Malagasy | [1.1]
|
Explanations in French | [1.3]
|
|