Entry | mizana | |||
Part of speech | noun | |||
Explanations in Malagasy | Fitaovana enti-mandanja zavatra, izay misy ny lela-mizana, ny vovona-mizana ary ny fitsara-mizana na lahi-mizana. (Lela-mizana: Ireo zavatra fisaka anankiroa ametrahana ny zavatra lanjaina an-kilany ary ny vato fandanjana an-daniny; vovona-mizana: ilay vy lavalava ipetrahan' ny lela-mizana; ny lahi-mizana na fitsara-mizana: ilay vy kely mitsangana, toy ny fanjaibe, eo afovoan' ny mizana ahalalana ny fahamarinan' ny lanja) [1.1] | |||
Explanations in English | A scale for weighting [1.7] | |||
Explanations in French | Balance [1.3, 1.8] | |||
Figuré: les magistrats, les juges [1.3] | ||||
Vocabulary | Tools | |||
Compound words |
| |||
Proverbs | Proverbs containing the word mizana | |||
Anagrams | anzima, manazy, mizana |
Updated on 2023/08/01 |