Entry | morana (orana) | |
Part of speech | adjective | |
Explanations in Malagasy | [Bezanozano, Tanala] Avy orana, manorana: Hajakajak'amin'andro moraña, herisandry very fahatane (Very maina toy ny mihazakazaka amin'ny andro morana) [1.78] | |
[Tanosy] Manorana [1.78] | ||
Misy orana [1.1] | ||
Explanations in English | Rainy [1.2, 1.7] | |
Explanations in French | Pluvieux [1.8] | |
Examples | Mandrahondrahon-tsy morana ny andro.
[2.857] | |
Synonyms | mañoraña | |
Analogs | morandava | |
Anagrams | manaro, mañora, marano, morana |
Updated on 2023/04/10 |