Entry |
ndre
|
Part of speech | interjection
|
Explanations in Malagasy | Enti-milaza figagana na fijaliana amam-pahoriana, arakaraka ny angolam-peo ilazana azy:
Ndre! mahafinaritra izany ety an-tampon-kavoana! / Ndre! manaintaina ny ratrako izany [1.1]
|
Other spellings |
|
Entry |
ndre
|
Part of speech | conjunction
|
Explanations in Malagasy | [Tanala]
Na dia, nefa: Ho avy añy mandy aho ndre tsy ao ijy (ho tonga any ihany aho na dia tsy ao izy) [1.78]
|
| [Tanosy]
Na dia...aza [1.78]
|
Explanations in English | A provincial word for na
[1.2]
|
|