Entry |
ndry
|
Part of speech | interjection
|
Explanations in Malagasy | Enti-milaza figagana na fijaliana amam-pahoriana, arakaraka ny angolam-peo ilazana azy:
Ndre! mahafinaritra izany ety an-tampon-kavoana! / Ndre! manaintaina ny ratrako izany [1.1]
|
Explanations in English | Showing surprise or pain; what ? oh ! [1.7]
|
Explanations in French | Indique la surprise ou la douleur [1.8]
|
Examples | Ndry, fangaha misy marary ato aminareo?
[2.472]
|
Other spellings |
|
Entry |
ndry
|
Part of speech | pronoun
|
Explanations in Malagasy | Mpisolo anarana misolo olona ifampiantsoan' ny samy vehivavy ny namany, mitovy hevitra amin' ny "ianao", saingy milaza fifankazarana lehibe: Ho aiza indry rahariva? [1.1]
|
Synonyms | |
Other spellings |
Tables and plates |
|
|