Entry |
nony
|
Part of speech | conjunction
|
Explanations in Malagasy | Rehefa (raha milaza ny lasa ny matoanteny manaraka azy): Nony niamboho Ranavalona reniny, dia nitsoka ny rivo-pahafahana Isaky ny (raha milaza ny ankehitriny ny matoanteny manaraka azy): Nony midona ny orana, velon-tsento i Sahondra mahatsiaro andreniny Tamin' ny (raha milaza ny ho avy ny matoanteny manaraka azy ao anatin' ny tantara): Nony handeha indrindra izahay no avy ny orana [1.1]
|
Explanations in English | When, if, if otherwise. [1.2]
|
Explanations in French | Lorsque, quand, après que.
Nony lasa izy, dia nody izahay: lorsqu'il fut parti, nous revînmes.
Nony tsy maty ikakibe, nanan-dray roa aho toy izay: litéralement: si mon
grand-père n'était pas mort, j'aurais deux pères; au figuré: on serait heureux
si l'on avait tout ce qu'on désire. [1.3]
|
Explanations in English | When (used of simultaneous events) [1.7]
|
Explanations in French | Quand, lorsque, lors de [1.8]
|
Compound words |
|
Analogs |
fony ~
rehefa ~
raha |
|