Entry | ny diavolan-ko lava, ny kilalao mbola ho ela | |
Elementary words | diavolana ; ho ; lava ; kilalao ; mbola ; ela | |
Part of speech | locution | |
Explanations in Malagasy | Enti-manome fankaherezana olona, izay tsy nahomby na tsy nandray aniara tamin' ny asa na kilalao na fifaninanana iray ka ilazana aminy fa mbola misy fotoana hahazoany manarina [1.1] | |
Updated on 2023/06/02 |