Entry | ompan-ko faty vao ela velona | |
Elementary words | ompana ; ho ; faty ; vao ; ela ; velona | |
Part of speech | locution | |
Explanations in Malagasy | Enti-milaza fa tsy mahafaty akory izay ompa fa arakaraka ny anompana ny sasany aza no maha-ela velona azy [1.1] | |
Updated on 2023/09/08 |