Entry | oseana | |
Part of speech | noun | |
Explanations in Malagasy | Velarandranomasimbe mandrakotra ny telo ampahefatry ny tany ary mampisaraka ireo tanibe; nozaraina ho faritra dimy:
| |
Examples | Ny Japoney, izay niandany tamin' ny Alemana, dia nandroso fatratra amin' ny Oseana Pasifika sy Indiana, ary nitohy niantsinanana sy nianatsimo foana.
[2.472] | |
Vocabulary | Geography: (in general) | |
Synonyms | bambandrano | |
Origin | French: océan. | |
Anagrams | oseana, soa añe |
Updated on 2020/07/31 |