Entry | otra | |||||||||||||||
Part of speech | noun | |||||||||||||||
Explanations in Malagasy | Fisafoana sady famoretana amin' ny tanana ny faritra iray amin' ny tena mba hampahalefadefaka ny hozatra marary na mivonto na vizana. [1.1] | |||||||||||||||
Explanations in English | Root of voaotra, orina, miotra, manotra [1.2] | |||||||||||||||
Derivatives |
| |||||||||||||||
Anagrams | otra, rota, Rtoa, taro, tora |
Updated on 2020/07/31 |