Entry | paosy | |||
Part of speech | noun | |||
Explanations in Malagasy | Fomban' akanjo toy ny lasaka kely mizaitra ety ivelany ka fasiana zavajavatra madinika isan-karazany: Ny dakano misy ambadika;ny loka no misy an-koatra; ny akanjo no soa misy paosy, ... fa ratsy koa raha ratsy raha mba mivadika ny marina (Anganon' ny ntaolo) [1.1] | |||
Explanations in English | A pocket [1.7] | |||
Explanations in French | Poche [1.3, 1.8] | |||
Vocabulary | Economy: clothing | |||
Compound words |
| |||
Origin | French: poche. | |||
Anagrams | apiso, aposy, paiso, paosy |
Updated on 2020/07/31 |